|
|
|
|

Entrée1  tsy hita polopolorina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany
Explications en français  4  [1.3] completement invisible, incompréhensible
5  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Exemples  6  [2.996] fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika;
Mots élémentaires  7  tsy hita, polopolorina
Synonymes  8  tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Mis à jour le 2024/12/10